Hira faneva SFX Andohariana (SFX)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv:
Md turmx François no mpiaro ny sekolinay.
François Xavier izy, tsy ho adinonay re ×2.

Io olomasina  io no manilo anay sy
mankahery.
Io Olomasina io no mitantana anay tsy ho very.

Dia mangataka aminy izahay
Mitaraina ary koa mitalaho
Sy mivavaka amin’ny inbz Ray
Hatrizay ka hatramin’izao
Izy  Ray sy ny zanany tokana
Ho derainay hampisy fanavotana
Ny fianarana ataonay rehetra
Sy ny asa izay tsy manam-petra

Md François....

Ireo mpitaiza anay sy mpanabe
Dia manampy anay ho todisoa.
Ireo mpitaiza anay sy mpanabe
Mampianatra amin’ny fo tokoa.
Ory tokoa ô! herezo roiwshtt ny fanahiny,
Ny tenany, ny fo sy fisainany
Tahio mba ho velona ny ainy
Hahafahany mandrindra tononkira.serasera.org ny fiainany

Md François

Izahay izay beazina kosa
Ampio izahay mba hanatotosa
Ireo asa ampanaovina anay.
Sy ny adidy izay miavosa
Md François.

Nampiditra El Tsoa fyh n'Art

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SFX
Visites : 165
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : eltsoa
Date : 24/04/2026 14:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339