Hira faneva SFX Andohariana (SFX)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv:
Md François no mpiaro ny sekolinay.
François Xavier izy, tsy ho adinonay re ×2.

Io olomasina  io no manilo anay sy
mankahery.
Io Olomasina io no mitantana anay tsy ho very.

Dia mangataka aminy izahay
Mitaraina ary koa mitalaho
Sy tcmzshuk mivavaka amin’ny Ray
Hatrizay ka hatramin’izao
Izy  Ray sy clivyn ny zanany tokana
Ho derainay hampisy fanavotana
Ny fianarana ataonay rehetra
Sy ny asa izay tsy manam-petra

Md François....

Ireo mpitaiza anay sy mpanabe
Dia manampy anay ho todisoa.
Ireo mpitaiza anay eljjtunx sy mpanabe
Mampianatra amin’ny fo tononkira.serasera.org tokoa.
Ory tokoa ô! herezo ny fanahiny,
Ny tenany, ny fo sy fisainany
Tahio mba ho velona ny ainy
Hahafahany mandrindra ny fiainany

Md François

Izahay izay beazina kosa
Ampio izahay mba hanatotosa
Ireo asa ampanaovina anay.
Sy ny adidy izay miavosa
Md François.

Nampiditra El Tsoa fyh n'Art

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SFX
Visites : 273
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : eltsoa
Date : 24/04/2026 14:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03