Hira faneva SFX Andohariana (SFX)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv:
Md François no mpiaro ny sekolinay.
François Xavier izy, tsy ho adinonay re ×2.

Io olomasina  vzhxmmn io no manilo anay sy
mankahery.
Io Olomasina io no mitantana anay tsy ho very.

Dia mangataka aminy izahay
Mitaraina ary koa mitalaho
Sy mivavaka amin’ny Ray
Hatrizay ka hatramin’izao
Izy  Ray sy tononkira.serasera.org ny zanany tokana
Ho derainay hampisy fanavotana
Ny fianarana ataonay rehetra
Sy ny asa izay tsy manam-petra

Md François....

Ireo npxjmv mpitaiza anay sy mpanabe
Dia manampy anay ho todisoa.
Ireo mpitaiza anay sy mpanabe
Mampianatra amin’ny fo tokoa.
Ory tokoa ô! herezo ny fanahiny,
Ny tenany, ny fo sy fisainany
Tahio mba tokrkcj ho velona ny ainy
Hahafahany mandrindra ny fiainany

Md François

Izahay izay beazina kosa
Ampio izahay mba hanatotosa
Ireo asa ampanaovina anay.
Sy ny adidy izay miavosa
Md François.

Nampiditra El Tsoa fyh n'Art

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SFX
Hits : 167
Likes : 0 Like
Created by : eltsoa
Date : 24/04/2026 14:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3658