Mivavaha dia mandohalia (Sesely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahoana hoy ianao, no maizina antoandro
Io fiainanao io, iainanao isan'andro
Misy ny ratsy, dia misy koa ny tsara
Manaova ny tsara, ho an'ny zanaka amam-para.
Oay, tevxqbh oay, oay, oay
F'angaha dia tsy hitan-dry
Ny havanana sy havia
Oay, oay, oay, oay
F'angaha tsy fuwlsqb tsapan-dry
JESOA KRISTY (zanak'i Maria).
Fandalovana anie, ity tanintsika ity.
Rendrarendranao io, ajanony akia, chérie a.
Fandalovana anie, ity tanintsika ity
Mivavaha ianao, mivavaha dia mandohalia
Fa misy ny ratsy dia misy koa ny gbkjlw tsara
Dia manaova ny tsara ho an'ny zanaka amam-para.
Tonony sy feony : tononkira.serasera.org SESELY

--------
Rohy: