Hihira aho (Nivo & Serge Rahoerson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dodona ery tsy mahalala ora
Maika hifoha tsy miandry maraina
Tsy rano tononkira.serasera.org tsy vary an-kibo fa maika
Rehefa ianao sy ny hira no aleha
Hihira aho ho anao
Fa zhxyl mamiko ny hira ho anao
Tsy tsaroana intsony ny fotoana lany
Mivadika ny andro pnxk nefa io eo ihany
Raha ianao sy ny hira bmrspc no manao fotoana
Tsy ho lavitra ahy fa hitoetra foana
Maika hifoha tsy miandry maraina
Tsy rano tononkira.serasera.org tsy vary an-kibo fa maika
Rehefa ianao sy ny hira no aleha
Hihira aho ho anao
Fa zhxyl mamiko ny hira ho anao
Tsy tsaroana intsony ny fotoana lany
Mivadika ny andro pnxk nefa io eo ihany
Raha ianao sy ny hira bmrspc no manao fotoana
Tsy ho lavitra ahy fa hitoetra foana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Nivo & Serge RahoersonVangy : 4409
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/05/2015 13:02
