Isaorana ianao (Sandra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha sitrakao ry Ray
Ilazao ireo variana
ka tsy mahalala akory
Zany fitiavanao

Raha mba fantatr'izy ireo
Fa ny eto de mandalo
Nefa ny eo anilanao
Tretrika mandrakizay

Fiv: Averiko eto indray
Raha sarotra ny dia
Antsoina ianao de tonga
Hitantanay ety
Tsy takatry ny saina
Ny famindram-ponao
Ny any ho lazaina
Isaorana ianao

Fa ny ho avy zay rehefesiko eto androany
De ny hiaraka aminao eny Hatrany
Ny tafihotra sy ny ota dia mandalo
Fa ianao ilay Ray no ao anaty

Fiv: Averiko eto indray
Raha sarotra ny diha
Antsoina ianao de tonga
Hitantanay ety
Tsy takatry ny saina
Ny famindram-ponao
Ny any ho lazaina
Isaorana ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Sandra
Visites : 3785
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : papoosy
Date : 16/08/2010 15:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733