VONONA HATRANY (SAMPATI FJKM Ambatolampy Antehiroka Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonona hatrany namako ô
Mba ho mpanompo mahafatra-po
Ny Tompo no manainga anao
Mba slkmzj ho tononkira.serasera.org tara-pahazavana mahasoa
ref: Fa loharano vao, sy lzjp fahazavana
rqbbi No indro omen'ny Tompo ho rokinao
Izany namako ô dia azo antoka
Hanampy hahalavorary isay atao
Na MPANAZAVA na LOVITAO
Na MAITSO na MENA na MAVO ianao
Na VORONKELY na TILY koa
Dia SAMPATI io no ijoroako
A/C: Myriam RAZAFINTSEHENO
Mba ho mpanompo mahafatra-po
Ny Tompo no manainga anao
Mba slkmzj ho tononkira.serasera.org tara-pahazavana mahasoa
ref: Fa loharano vao, sy lzjp fahazavana
rqbbi No indro omen'ny Tompo ho rokinao
Izany namako ô dia azo antoka
Hanampy hahalavorary isay atao
Na MPANAZAVA na LOVITAO
Na MAITSO na MENA na MAVO ianao
Na VORONKELY na TILY koa
Dia SAMPATI io no ijoroako
A/C: Myriam RAZAFINTSEHENO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMPATI FJKM Ambatolampy Antehiroka FitiavanaHits : 1305
Likes : 0 Like
Created by : radanielisonjeanfreddy
Date : 07/03/2020 22:29
