Misaotra Anao izahay (saholimalala)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra anao 'zahay,
Ry Tompo tianay,
Fa mbola nomenao tombon'andro iray
Hahay tononkira.serasera.org eqsyfh midera anao.
Ny zavatra ataonay,
Ankinina aminao,
Fa lehibe tokoa ny fitiavanao
Ny mpanomponao.
lfhgwj Hery lehibe tokoa ho anay
qykt Ny mivavaka aminao;
Koa ampio ny olonao,
'Zay mangataka aminao
Ny fahasoavanao.
Ry Tompo tianay,
Fa mbola nomenao tombon'andro iray
Hahay tononkira.serasera.org eqsyfh midera anao.
Ny zavatra ataonay,
Ankinina aminao,
Fa lehibe tokoa ny fitiavanao
Ny mpanomponao.
lfhgwj Hery lehibe tokoa ho anay
qykt Ny mivavaka aminao;
Koa ampio ny olonao,
'Zay mangataka aminao
Ny fahasoavanao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : saholimalalaVisites : 22621
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : l2arakotovelo
Date : 22/07/2018 12:03
