REVY MILAY (Sahedena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
REVY MILAY
Tsaroako tsara fahiny izay
ra mbola zaza tokana iray
ny revy rehetra voarara avokoa
any sisa.... ny manidry fo!!!!
fa tsy afaka mivoka eh, dia mihaina rock eh!
mamita ny entimondy avy eo psnkh X 2
REVY MILAY...... REVY etsk MILAY......
Niombo taona taty afara
nianatranatra nifoaka sigara
ny ditra rehetra natao avokoa
nisetrasetra...... sy mafy loha
Dia niaraka nivoka eh tononkira.serasera.org NISOTRO TÔka eh!
niaraka nanala azy avy eo!!!! wfllbpu X2
REVY MILAy....... REVY MILAY......
SAHEDENA 2009 ....Pouny, Dayo,Ra-el,Andrianina

--------
Rohy: