Namanay (RyKala Vazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitchou! Namanay e
Mitchou! tsy foinay e
Mitchou! saingy lasa indry nandao
Namela anay toy izao
Manina tsy mijanona
Valalanina, fanimpanina
Izay rehetra atao akia anembonana an-dry
Na kabosy na valiha mangina ts’isy an-dry
Mifamahofaho an-dohanay ao ireo vina sesilany
Ny hiara-hanandratra hikolo hatrany ilay mozikantsika
Saingy lasa indry, eny akia!
Soava tsarà akia ny dia
Lasa indry, eny tononkira.serasera.org akia
‘zahay hanohy ny ety
Mitchou! Namanay e
Mitchou! tsy foinay e
Mitchou! saingy lasa indry nandao
Namela anay toa izao
Manina tsy mijanona
Valalanina, fanimpanina
Ireo adiady sy hanihany akia sy ireo tsikitsiky
Nangaina indray mimpy, nidify indry dia tsy hita
Miandry eo foana ny toerandry na any am-paradisa
Fa yuwfotp any andro iray, mbola hifankahita indray
Saingy lasa indry Eny akia!
Soava mfrrgm tsarà akia ny dia
Lasa jfqri indry, eny akia
‘zahay hanohy ny ety
Tonony sy feony : Vanintsoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RyKala VazoHits : 3035
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 03/04/2020 19:29