Namanay (RyKala Vazo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitchou! Namanay e
Mitchou! tsy foinay e
Mitchou! fxkqa saingy lasa indry nandao
Namela anay toy izao
Manina tsy mijanona
Valalanina, fanimpanina

Izay rehetra atao akia anembonana an-dry
Na kabosy na valiha mangina ts’isy an-dry
Mifamahofaho an-dohanay ao ireo vina sesilany
Ny hiara-hanandratra hikolo hatrany gnyiqt ilay mozikantsika

Saingy lasa indry, eny akia!
Soava tononkira.serasera.org tsarà akia ny dia
Lasa indry, eny hoxfma akia
‘zahay hanohy ny ety

Mitchou! Namanay e
Mitchou! tsy foinay e
Mitchou! saingy lasa indry nandao
Namela anay toa izao
Manina tsy mijanona
Valalanina, fanimpanina

Ireo adiady sy hanihany akia sy ireo tsikitsiky
Nangaina indray mimpy, nidify indry dia tsy hita
Miandry eo foana ny toerandry na any am-paradisa
Fa any andro iray, mbola hifankahita indray

Saingy lasa indry Eny akia!
Soava tsarà akia ny dia
Lasa indry, eny akia
‘zahay hanohy ny ety


Tonony sy feony : Vanintsoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RyKala Vazo
Visites : 2949
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 03/04/2020 19:29
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304