Namanay (RyKala Vazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitchou! Namanay e
Mitchou! tsy tononkira.serasera.org foinay e
Mitchou! saingy lasa indry nandao
Namela anay toy izao
Manina tsy mijanona
Valalanina, fanimpanina
Izay rehetra atao akia anembonana an-dry
Na kabosy na valiha mangina ts’isy an-dry
Mifamahofaho an-dohanay ao ireo vina sesilany
Ny hiara-hanandratra hikolo hatrany ilay mozikantsika
Saingy lasa indry, eny akia!
Soava tsarà akia ny dia
Lasa indry, eny akia
‘zahay hanohy ny ety
Mitchou! Namanay e
Mitchou! tsy foinay e
Mitchou! saingy lasa indry nandao
Namela anay toa izao
Manina tsy mijanona
Valalanina, fanimpanina
Ireo adiady sy hanihany akia sy ireo tsikitsiky
Nangaina indray mimpy, nidify indry dia tsy hita
Miandry eo foana ny toerandry na any am-paradisa
Fa any andro iray, mbola hifankahita pvjh indray
Saingy lasa rzzyi indry Eny akia!
Soava tsarà akia qbvr ny dia
Lasa indry, eny akia
‘zahay hanohy ny ety
Tonony sy feony : Vanintsoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RyKala VazoVangy : 2862
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 03/04/2020 19:29