Tiako loatra (Rossignol)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref.: (2fois)
Tiko loatra Ianao Jeso o!
Satria efa nitia ahy taloha

1-Nandao ny lanitra Ianao
Ka nidina tety
Nafoinao ny seza fiandriananao
Ny laza voninahitra
Harena ihany koa
Tsy nataonao ho ambony noho izaho

2-Tsy ho voavaliko Jeso
Raha ny soa nataonao
Eny Tompo, tsy ho voavaliko
Fa ny hany mba voadiko
Dia ny hanompo Anao
Hanao izay rehetra sitrakao.

T&F: Chef Pascal
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rossignol
Vangy : 553
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : johny27
Daty : 28/07/2020 11:12
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0714