Hevitra momba ny Very jery

Hiverina amin'ny Very jery Hampiditra hevitra
bajohtonane ( 7 andro lasa)
Anao raika fôgna (ampelatagnako) , SHAKEEEE
bajohtonane ( 7 andro lasa)
Te (hagnaraka) (nefa) tsy mahasahy ah
bajohtonane ( 7 andro lasa)
Misaotra nizara fa into misy correction kely ireo anaty parenthese. merci

(Na)*25, eh*6

Tsy ankilanao baby Zaho mivaha
Tsy (avony anao) fa zaho mankatia
Anao malaza tsy mora azo
Te (hagnaraka) anao zah fa tsy mahasahy ah

Aminao io zaho manangy, aaah aye
Ankoatra anao fa tsisy
Ankoatra anao tsy mila (kozà) """koza veut dire intsony"""
Anao viavy (igny),
(Mahavery jery (very jery) eh)*2
Mombamomba anao (JIABY)

(Na)*25
Fitiavako anao io manakahôla Zaho
Iaretako (fôgna) na dia anao mamay*3
Anao raika (fôgna) ampelatanako , (SHAKEEEE) """Bouger en anglais""
(Mifampitantagna) (erany ARABE)
Amin'ilay tia tsika roa fa tsy voatery le (tianjare)
Anao mahay, (Zah) mahalala
Fa na impiry ((zah) tsy hiala)*2
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7176