Very jery (Rimka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
La*25, eh*6

Tsy ankilanao baby Zaho mivaha
Tsy avoniko fa zaho mankatia
Anao malaza tsy mora azo
Te hanaraka anao zah fa tsy mahasahy ah

Ref:
Aminao io zaho manangy, aaah aye
Ankoatra anao fa tsisy
Ankoatra anao tsy mila Koa Zaho
Anao viavy eh,
(Mahavery jery (very jery) eh)*2
Mombamomba anao

La*25

Fitiavako anao io manakahôla Zaho
Iaretako foana na dia anao mamay*3
Anao raika foana ampelatanako ,Tseky eh
Mifampitantana era-ndalambe
Amin'ilay tia tsika roa fa tsy voatery le tianjareh
Anao mahay, Zaho mahalala
Fa na impiry (zaho tsy hiala)*2

Ref:...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rimka
Vangy : 6756
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kabuto
Daty : 09/11/2022 10:22
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0119