Tsara iafarana (Rija Ramanantoanina feat Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miriorio tononkira.serasera.org foana ny angidina,
Tsy mankaiza tsy akory
F'izay no fombany
Misavoamboana dia midina
Ka mianjera any an-kady rehetra any
Vola no mahabe mcvb rehareha
Ka vyuwbisy mazàna jamba ny maso
Voatampin'io
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava, ka tsy mba wjfk mandeha
REFRAIN:
Kendreo zay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany zao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa,
Nefa tandremo koa
Soa diso aoriana ka voa
Harena sy voninahitra,
Rendrarendra tsy hita hivalaparana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana tsara hiafarana
REFRAIN
Tsy mankaiza tsy akory
F'izay no fombany
Misavoamboana dia midina
Ka mianjera any an-kady rehetra any
Vola no mahabe mcvb rehareha
Ka vyuwbisy mazàna jamba ny maso
Voatampin'io
Nefa ny mibirioka fandeha
Zohin-tsiny lava, ka tsy mba wjfk mandeha
REFRAIN:
Kendreo zay ataonao
Saino, lanjalanjao
Mandalo ihany zao rehetra izao
Fidio ny mba ho soa,
Nefa tandremo koa
Soa diso aoriana ka voa
Harena sy voninahitra,
Rendrarendra tsy hita hivalaparana
Fa mbola hafa maharitra
Ny fitiavana tsara hiafarana
REFRAIN
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija Ramanantoanina feat LalatianaVangy : 3297
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nyainafandresena18
Daty : 08/12/2021 19:57
