Pejy vaovao (Resia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
K'aza omenao tsiny ary aho
Raha toa ka hanoratra tantara Vao2
Ka hamadika PEJY Vao2
Tsy miaraka aminao aho. Aho babyyuuu


Tsaroako foana teo anilanao foana aho..
Ka nefa nampijalianao nitomany teny foana aho.,, sady nampahorianao
Efa niaritra anie aho fa ankehitriny kosa efa leo anao.. Ka ny hiala am'zay aho...
Satria tena tofoka ny tabataba anao, sady leo ny longolongoinao aho.. Satria efa feno loatra le kapokanao aho...
Ka tsofoko rano ary ianao.. Mahita ny tsara babyy...
D ilay vitantsika Avelao ho tantara ihany eh..


K'aza omenao tsiny ary aho
Raha toa ka hanoratra tantara Vao2
Ka hamadika PEJY Vao2
Tsy miaraka aminao aho. Aho babyyuuu


Fa zah aloha matsapa fa tsisy bandy hazaka le ditraditranao niafiko ireny,,,
Fa ny hafatro aminao malala dien'izao enao dia ovao n fiainanao,,,, fa zah tsy maints andao anao hiaraka amin'ny olon-tiana Vao2 fa aza manahy fa mbola afaka miresaka sy mijanona ho mpinamana eny foana Zaho sy ianao ka tsofoko rano hahita bandy ho mendrika ankoatra ahy ianao... Fa zah ah



K'aza omenao tsiny ary aho
Raha toa ka hanoratra tantara Vao2
Ka hamadika PEJY Vao2
Tsy miaraka aminao aho. Aho babyyuuu..  
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Resia
Hits : 156
Likes : 1 Like
Created by : Resia
Date : 21/07/2025 09:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0895