VOADY (Ravosata ANDRIAMIHARISOA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ho mafy vyzh izay manjo
Ka mila hampamoy fo
Dia tsy haharava ny fitia
Izay vita dina ho doria
Na ho fijaliana ny fiainako
Ho eo anilanao ry tiako
Dia izao no cvfp aoka tadidio
Fa tsy hiova ny fitiavako
Ref:Na faly ianao na mitomany
Na eto koa na lavitra any
tononkira.serasera.org Fa na ory na mijaly
dhaol Dia tiako foana hatrany hatrany
Ka n’iza n’iza hanenjika
Isika maika tretrika
Ka na ny orana hifafy
Vonona aho ny hiafy
Ka mila hampamoy fo
Dia tsy haharava ny fitia
Izay vita dina ho doria
Na ho fijaliana ny fiainako
Ho eo anilanao ry tiako
Dia izao no cvfp aoka tadidio
Fa tsy hiova ny fitiavako
Ref:Na faly ianao na mitomany
Na eto koa na lavitra any
tononkira.serasera.org Fa na ory na mijaly
dhaol Dia tiako foana hatrany hatrany
Ka n’iza n’iza hanenjika
Isika maika tretrika
Ka na ny orana hifafy
Vonona aho ny hiafy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ravosata ANDRIAMIHARISOAVisites : 3164
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 18/12/2002 10:06
