Ny lanitra (RAVELO JEAN BAPTISTE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N ’ inona inona sedran’ny tany
ny miondrika re no fadio
n’inona inona fiaviny koa noho izany miady hatrany
fahendrena ny mionona lahy
fahendrena no mihafy
n’iza n’iza...(beso)
n’iza n’iza dia higoka ny mangidy
o! tsarovy fa ianao
mbola hifaly indray andro any

Fiv:
Ny xkdpzje lanitra akory tsy mba miangatra
tandrifin-drahona angambany anao
matokia ,mahereza(beso)
matokia rahavako izany xolibdpg
o! tsarovy tononkira.serasera.org fa ianao
mbola cqusvr hifaly indray andro any...(2 fois)

N’inona inona sedran’ny tany
ny miondrika re no fadio
.....

...
mbola hifaly indray andro any

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : RAVELO JEAN BAPTISTE
Vangy : 5424
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lemenakely
Daty : 24/05/2007 00:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109