Ditra (Ravelo Jean Baptiste (Rakotozanany Stanislas))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fony izaho sqfmg noentin'ny ditra sy ny adalana
Tsynisaina fa noentim-pitia hoe hikaro-java-tsoa
Kinanjo zava-doza re no hita
Tena npokmoan neniko izay efa vita ka hody aho izaho
hitodi-doha hamonjy ny akanin'ny fahazazako aho
efa izay nandaozako anao ka tonga aho ankehitriny
i dadako sy i neniko tsy eo instony
tena fantatro f'izaho no hikolo ity akaninay
Eh ty zaho singan'irery gagagaga ireo izay mijery fa iza io vahin tononkira.serasera.org sa tompon-tany
Izaho anie ilay koto fahiny tompon-tany fa tsy vahiny
tonga aho efa niova aho ankehitriny
Fony izaho noentin'ny ditra sy ny xdahs adalana

Tena neniko izay efa vita ka hody aho izaho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ravelo Jean Baptiste (Rakotozanany Stanislas)Vangy : 1195
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rianandry
Daty : 11/05/2020 22:17