Ilay endrikao ry Neny (RAOZY GASY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ilay endrikao ry Neny
Toa tsy afaka ato an-tsaina
Ka indro mampitaraina ooo
Hoe malaelo anao
Tsy hita izay atao ooo
tononkira.serasera.org Hoe malaelo anao
Tsy hita izay atao
Fiv:E ry Neny Malala oo
Miverena raha azo atao
Banga ilay toeranao ooo
scido E r'ilay tiako indrindra a
Miverena mody aaa.
E r'ilay tiako indrindra ooo
Malaelo andry ny aty
2.Mafy taminay anie e
Ny roa jolay nandananao o
Nialan'ny ainao ooo
Ka lasa any ankotra aa
Tsy ho namanay intsony
Ka lasa any ankotra aa
Tsy ho namanay intsony
Fiv: E ry Neny Malala ooo
wzfd Miverena raha azo atao
Banga ilay toeranao ooo
E r'ilay Bakomanga aaa
Miverena modia aaa
E r'ilay Bakomanga ooo
ydlsaiy Malahelo andry ny aty
3.Ivavaka ho anao
Izay no azoko atao
Isan'andro isan'andro ooo
Rainay any an-danitra any
Raiso re ny Reninay ooo
Mba ho eo anilanao
Raiso re ny reninay ooo
Mba ahita anao
Fiv:......
Mpanoratra ny tonony: Raozy Gasy
Feony: Raozy Gasy
Toa tsy afaka ato an-tsaina
Ka indro mampitaraina ooo
Hoe malaelo anao
Tsy hita izay atao ooo
tononkira.serasera.org Hoe malaelo anao
Tsy hita izay atao
Fiv:E ry Neny Malala oo
Miverena raha azo atao
Banga ilay toeranao ooo
scido E r'ilay tiako indrindra a
Miverena mody aaa.
E r'ilay tiako indrindra ooo
Malaelo andry ny aty
2.Mafy taminay anie e
Ny roa jolay nandananao o
Nialan'ny ainao ooo
Ka lasa any ankotra aa
Tsy ho namanay intsony
Ka lasa any ankotra aa
Tsy ho namanay intsony
Fiv: E ry Neny Malala ooo
wzfd Miverena raha azo atao
Banga ilay toeranao ooo
E r'ilay Bakomanga aaa
Miverena modia aaa
E r'ilay Bakomanga ooo
ydlsaiy Malahelo andry ny aty
3.Ivavaka ho anao
Izay no azoko atao
Isan'andro isan'andro ooo
Rainay any an-danitra any
Raiso re ny Reninay ooo
Mba ho eo anilanao
Raiso re ny reninay ooo
Mba ahita anao
Fiv:......
Mpanoratra ny tonony: Raozy Gasy
Feony: Raozy Gasy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RAOZY GASYHits : 15
Likes : 1 Like
Created by : Raozygasy2
Date : 22/10/2026 07:36
