ho anao irery ihany (Randy poutaxhs G)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao irery ihany , ny fitiavako ty lala
Ho anao hatrany hatrany , mandrapialako sjsduxbu eto an-tany
Maro be ireo mpakahala, xjsf na ko hoe maro ny tsy tia
Ny fitiavako tsy miala , fa ho anao doria doria
Ho anao dia ho anao
Lay voasaoratra ato am-mpoko
Ho voasikotra ato anaty
Ho trotroko mandramaty
Fa mbola ho hajaiko ihany , tononkira.serasera.org raha toa aho ka ho lasana any
Any akaotr'irony rahona , sy any ambadikiny fasana
zgip

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Randy poutaxhs GVisites : 4923
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mpankafy007
Date : 22/12/2009 12:52