ho anao irery ihany (Randy poutaxhs G)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao irery ihany , ny fitiavako ty lala
Ho anao hatrany hatrany , mandrapialako eto an-tany
Maro be ireo bctlqdxg mpakahala, na ko hoe maro ny tsy tia
Ny fitiavako tsy miala , fa ho anao doria doria

Ho anao dia tononkira.serasera.org ho anao
Lay voasaoratra ato am-mpoko
Ho voasikotra ato anaty
Ho trotroko mandramaty

Fa mbola pfqa ho hajaiko ihany , raha toa aho ka ho lasana any
Any akaotr'irony rahona , sy any rosgfwi ambadikiny fasana


    

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Randy poutaxhs G
Visites : 4986
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mpankafy007
Date : 22/12/2009 12:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.047