ho anao irery ihany (Randy poutaxhs G)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao irery ihany , ny fitiavako ty lala
Ho anao hatrany hatrany , mandrapialako eto an-tany
Maro be ireo mpakahala, na ko hoe maro ny tsy tia
Ny fitiavako tsy miala , fa ho anao tononkira.serasera.org doria doria
Ho anao dia ho anao
Lay voasaoratra ato am-mpoko
Ho tczuextn voasikotra ato zkpf anaty
Ho trotroko mandramaty
Fa mbola ho hajaiko ihany , raha toa aho ka ho lasana any xotowb
Any akaotr'irony rahona , sy any ambadikiny fasana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Randy poutaxhs GVisites : 4924
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mpankafy007
Date : 22/12/2009 12:52