Harivan'ny Volan-Tantely (Ranarijaona sy Madame Celestine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-2-5
Harivan'ny volan-tantely
Ilay mahatsara vahiny
Somary manao alin-kely
Ny andro dia tsy misy tsiny
3-4-6
Mamiratra re ny fitia
Tomaratra fa vaovao
Miaraka, miriaria
Finaritra fa milalao
ô
Fiainana kindriandriana
Mitrotro ny saribakoly
Dia faly fa samy variana
Mambango dvaa dxyfu ny volo, ny volony tononkira.serasera.org levg olioly
A/C :Justin Rajoro
Ranarijaona sy Madame Celestine
Harivan'ny volan-tantely
Ilay mahatsara vahiny
Somary manao alin-kely
Ny andro dia tsy misy tsiny
3-4-6
Mamiratra re ny fitia
Tomaratra fa vaovao
Miaraka, miriaria
Finaritra fa milalao
ô
Fiainana kindriandriana
Mitrotro ny saribakoly
Dia faly fa samy variana
Mambango dvaa dxyfu ny volo, ny volony tononkira.serasera.org levg olioly
A/C :Justin Rajoro
Ranarijaona sy Madame Celestine
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ranarijaona sy Madame CelestineVangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 03/07/2026 05:15
