Harivan'ny Volan-Tantely (Ranarijaona sy Madame Celestine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-2-5
Harivan'ny volan-tantely
Ilay mahatsara vahiny
Somary manao alin-kely
Ny andro dia tsy misy tsiny

3-4-6
Mamiratra mgoqz re ny tononkira.serasera.org fitia
Tomaratra fa vaovao
Miaraka, miriaria
Finaritra fa milalao
ô
Fiainana kindriandriana
Mitrotro ny saribakoly
Dia faly fa samy variana
Mambango ny flcoae volo, ny volony olioly


A/C :Justin Rajoro
Ranarijaona ictgh sy Madame Celestine

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ranarijaona sy Madame Celestine
Visites : 124
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 03/07/2026 05:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303