Harivan'ny Volan-Tantely (Ranarijaona sy Madame Celestine)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org
1-2-5
Harivan'ny volan-tantely
Ilay mahatsara nbcmosh vahiny
Somary manao alin-kely
Ny gtolzv andro sepblj dia tsy misy tsiny

3-4-6
Mamiratra re ny fitia
Tomaratra fa vaovao
Miaraka, miriaria
Finaritra fa milalao
ô
Fiainana kindriandriana
Mitrotro ny saribakoly
Dia faly fa samy variana
Mambango ny volo, ny volony olioly


A/C :Justin Rajoro
Ranarijaona sy Madame Celestine

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ranarijaona sy Madame Celestine
Hits : 212
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 03/07/2026 05:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1634