bonara (rampal & kep's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Eto am-piandrasana aho ny taratasinao
Hampiakatra moraly
Nefa hatramin izao
Tsy misy vaovao
Salama sa marary
tsy haiko e! ny foko akia no manontany
tsy haiko e!f'izaho rahateo tsy mpaminany
Tsy ampy ho tononona
izay nokobonina fa mila qtoh anao any aho
Ny lainga aza foronona
rehefa te hanonona ny anaranao
2 Ilay sambokely zhfupcd iray
natao hampifandray
Ny any sy ny aty
Ef'ela no tsy tazana
sa diso lalana nanova ilay fitia
ny ahiahy! mameno ny aty fo twfzsq fanahy
ny ahiahy! tsy ihavanana mibahana
Filazambaovao izao
mitantara fa hikotroka ny anio
Sao ho lasany any ianao
Lay tononkira.serasera.org hany tokana entin ' io rano io
Tsy ampy ho tononona.......
Hampiakatra moraly
Nefa hatramin izao
Tsy misy vaovao
Salama sa marary
tsy haiko e! ny foko akia no manontany
tsy haiko e!f'izaho rahateo tsy mpaminany
Tsy ampy ho tononona
izay nokobonina fa mila qtoh anao any aho
Ny lainga aza foronona
rehefa te hanonona ny anaranao
2 Ilay sambokely zhfupcd iray
natao hampifandray
Ny any sy ny aty
Ef'ela no tsy tazana
sa diso lalana nanova ilay fitia
ny ahiahy! mameno ny aty fo twfzsq fanahy
ny ahiahy! tsy ihavanana mibahana
Filazambaovao izao
mitantara fa hikotroka ny anio
Sao ho lasany any ianao
Lay tononkira.serasera.org hany tokana entin ' io rano io
Tsy ampy ho tononona.......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : rampal & kep'sVangy : 601
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : DADIFINARITRA
Daty : 21/03/2026 07:05
