bonara (rampal & kep's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Eto am-piandrasana aho ny taratasinao
Hampiakatra moraly
Nefa hatramin izao
Tsy misy vaovao
Salama sa marary
tsy haiko e! ny foko akia no manontany
tsy haiko e!f'izaho rahateo tsy mpaminany
Tsy ampy ho tononona
izay nokobonina fa mila anao any aho
Ny lainga aza foronona
rehefa te hanonona ny anaranao
2 Ilay sambokely iray
natao hampifandray
Ny any sy ny tononkira.serasera.org aty
Ef'ela no tsy tazana
sa diso lalana nanova ilay fitia
ny ahiahy! ekkaaz mameno ny aty fo fanahy
ny ahiahy! tsy ihavanana mibahana
Filazambaovao izao
mitantara fa hikotroka ny anio
Sao ho lasany any aiske ianao
Lay hany tokana entin ' io rano io
Tsy ampy elgfhnj ho tononona.......
Hampiakatra moraly
Nefa hatramin izao
Tsy misy vaovao
Salama sa marary
tsy haiko e! ny foko akia no manontany
tsy haiko e!f'izaho rahateo tsy mpaminany
Tsy ampy ho tononona
izay nokobonina fa mila anao any aho
Ny lainga aza foronona
rehefa te hanonona ny anaranao
2 Ilay sambokely iray
natao hampifandray
Ny any sy ny tononkira.serasera.org aty
Ef'ela no tsy tazana
sa diso lalana nanova ilay fitia
ny ahiahy! ekkaaz mameno ny aty fo fanahy
ny ahiahy! tsy ihavanana mibahana
Filazambaovao izao
mitantara fa hikotroka ny anio
Sao ho lasany any aiske ianao
Lay hany tokana entin ' io rano io
Tsy ampy elgfhnj ho tononona.......
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : rampal & kep'sVisites : 603
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : DADIFINARITRA
Date : 21/03/2026 07:05
