bonara (rampal & kep's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Eto am-piandrasana aho ny taratasinao
Hampiakatra moraly
Nefa hatramin izao
Tsy misy vaovao
Salama sa marary
tsy haiko e! ny foko akia no manontany
tsy haiko e!f'izaho rahateo tsy mpaminany
Tsy ampy tononkira.serasera.org ho tononona
izay nokobonina fa vsteryok mila anao any aho
Ny efznvcd lainga aza foronona
rehefa te hanonona ny anaranao
2 Ilay sambokely iray
natao hampifandray
Ny any sy ny aty
Ef'ela no tsy tazana
sa diso lalana nanova aibtna ilay fitia
ny ahiahy! mameno ny aty fo fanahy
ny ahiahy! tsy ihavanana mibahana
Filazambaovao izao
mitantara fa hikotroka ny anio
Sao ho lasany any ianao
Lay hany tokana entin ' io rano io
Tsy ampy ho tononona.......
Hampiakatra moraly
Nefa hatramin izao
Tsy misy vaovao
Salama sa marary
tsy haiko e! ny foko akia no manontany
tsy haiko e!f'izaho rahateo tsy mpaminany
Tsy ampy tononkira.serasera.org ho tononona
izay nokobonina fa vsteryok mila anao any aho
Ny efznvcd lainga aza foronona
rehefa te hanonona ny anaranao
2 Ilay sambokely iray
natao hampifandray
Ny any sy ny aty
Ef'ela no tsy tazana
sa diso lalana nanova aibtna ilay fitia
ny ahiahy! mameno ny aty fo fanahy
ny ahiahy! tsy ihavanana mibahana
Filazambaovao izao
mitantara fa hikotroka ny anio
Sao ho lasany any ianao
Lay hany tokana entin ' io rano io
Tsy ampy ho tononona.......
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : rampal & kep'sHits : 430
Likes : 0 Like
Created by : DADIFINARITRA
Date : 21/03/2026 07:05
