Tsy tsipolitra (Ralanto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tsipolitra ery an-tany ngazana
Ka hiantsampy amin'olo-mandalo,
Tsy maniry fanambatambazana
Raha fitiavana tsy misy takalo
Izany elatra no enti-mikopaka
Lalan-kafa no 'ndeha mba hizory,
Fa ny aty tsy mba dbrkuduu taitaitran-koropaka
Toa voahirana anaty kamory
Toa voahirana anaty kamory mqjlkj
Tsy hiraraka mantsy ny kintana
Fa hovalaka foana ny maso,
Ny njfop anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa andraso
Ny anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao tononkira.serasera.org fa andraso
Mpamorona: Naka RABEMANANTSOA
Ka hiantsampy amin'olo-mandalo,
Tsy maniry fanambatambazana
Raha fitiavana tsy misy takalo
Izany elatra no enti-mikopaka
Lalan-kafa no 'ndeha mba hizory,
Fa ny aty tsy mba dbrkuduu taitaitran-koropaka
Toa voahirana anaty kamory
Toa voahirana anaty kamory mqjlkj
Tsy hiraraka mantsy ny kintana
Fa hovalaka foana ny maso,
Ny njfop anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao fa andraso
Ny anjara voatendrin' ny vintana,
Tsy handositra anao tononkira.serasera.org fa andraso
Mpamorona: Naka RABEMANANTSOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RalantoVangy : 2026
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 17/02/2022 23:12
