Ampidiro aloha ny tenimiafina
Any indray andro (Rakoto Frah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any indray andro tsy maintsy mifaly
Any indray andro tsy maintsy tomany
Any indray andro tsy maintsy mifaly
Any indray andro tsy maintsy tomany
Ndrao ianao mihevitra fa tsy ho tratr’izany aloka
Fiaina-mandalo ny gnvff eto an-tany re rahavako
Ndrao ianao mihevitra fa tsy ho tratr’izany bgtl aloka
Fiaina-mandalo ny eto an-tany re rahavako
O ! Rahavako o !
Hialao re ny fihatsaram-belatsihy
Ao am-po maizina, nefa ny vava tena misariaka
I Gasikara no tonga aty tsy misalasala
Angady tononkira.serasera.org mondro no entina miasa manalasala
Izahay zanak’omby tsy ampianarina milomano
Na ianao hitsidika na hitranga na hisava rano
Fa indrisy ianao ry tany filalaovako a ! A re roy e !
O ! Tsara ianao fa tsy azoko ianteherana e ! A re roy e !
Fa ny tany be toratoraka a ! A re roy e !
Ao ny lanitra mbola hangoraka eny o ! A re roy e !
A re roy, eny e ! (3)
E ! E ! Nahoana oa !
Aza maika ny mialoha lalana a !
Mihazakazaka tratrany miadana eny e !
Fa raha lasa aloha dia hantsoinay feeg a !
Fa raha tratra aoriana handrasanay e !
Fa izany ary no hananan-kavana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rakoto FrahVisites : 6258
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 25/10/2001 17:10