Misafidy (Rakitra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Misafidy no anjarako
Fa lanao no mandahatra ny fiainanay
lanao no mandidy koa
Mahalala izay mahasoa anay

2) Izay izorana efa voasoritra
'Zay ho diavina efa fantatrao avokoa
Na dia mampahory aza indraindray
Dia mino fa lanao mahalala izay mahasoa anay

Ref: Fa mahatoky,matoky anao zahay ry Ray
Fianao no efa nanambara fa tsy handao anay
Na dia marary,mila ho kivy aza indraindray
Tsy sasatra ny miantso ny anaranao, Fa zanakao

3) Indraindray mitady ho kivy IHANY
Ka mihevi-tena fa irery tsy misy mpiahy
*Zay ilay olombelona nofo sy rà
Kanefa izany tsy atao sakana,tsy iantsoako Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rakitra
Hits : 261
Likes : 1 Like
Created by : Eric25
Date : 15/09/2025 22:39
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2021