My Lovely (Rak Roots)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh my lovelyTiako be mihitsy manomboka anio madamako
Satria, sady faka vady ianao no ilay silako
Tsy mba hanihany io oa fa tena marina e
Fa manomboka androany aho izany dia efa marié
Ka tsy hiady irery intsony aho manomboka eto o
Fa misy anao mba hizarako ny olako e
Izay no maha andro iray toa zato ny andro androany
Avia fihiniko mafy e
You make me faly, i'm very good
Andao amin'izay tsika hody eh
You make me faly, i'm very good
Ity ilay peratra dia andao amin'izay hody
You make me faly, i'm very good
Andao amin'izay tsika hody eh
You make me faly, i'm very good
Ity ilay peratra dia andao amin'izay tsika hody
Ianao malala hafa mihitsy fa mba ampianaro aho e
Mbola tsy mahay mitia
Somary ho diso saro-piaro loatra izay aho ka
Sao hahatofoka an-dry
Eny, afaka tanisaiko ny toetrako fantatra
Dia, ahitsio aho dia ianao ampianariko
Satria, tsika roa mifameno loatra e
Fa ny fitia no ataontsika mihoatra e
You make me faly, i'm very good
Ity ilay peratra dia andao tsika hody
You make me faly, i'm very good
Rahariva ihany dia efa miara-mody e
You make me faly, i'm very good
Malala o! Andao amin'izay tsika hody e
Hmm hmm...
Fa aminao zaho faly e
Aminao zaho love e
Mamy e, mamy e, mamy e
Lazaiko anao mazava fa
Tiako e, tiako e, tiako e
Alaiko vady ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rak RootsVangy : 81
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fykelii
Daty : 08/03/2025 08:32
