My Lovely (Rak Roots)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh my lovely
Tiako be mihitsy manomboka anio madamako
Satria, sady faka vady ianao no wvdbbek ilay silako
Tsy mba hanihany io oa fa tena marina e
Fa manomboka androany aho izany dia efa marié
Ka tsy hiady irery tononkira.serasera.org intsony aho manomboka eto o
Fa misy anao mba hizarako ny olako e
Izay no maha andro iray toa zato ny andro androany
Avia fihiniko mafy e
You make me faly, i'm very good
Andao amin'izay tsika hody eh
You make me faly, i'm very good
Ity ilay peratra dia andao amin'izay hody
You make me faly, i'm very good
Andao amin'izay tsika hody eh
You make me faly, i'm very good
Ity ilay peratra dia andao amin'izay tsika hody
Ianao malala hafa mihitsy fa mba ampianaro aho e
Mbola tsy mahay mitia
Somary ho diso saro-piaro loatra izay aho ka
Sao hahatofoka an-dry
Eny, afaka tanisaiko ny toetrako fantatra
Dia, ahitsio aho dia ianao ampianariko
Satria, tsika roa mifameno loatra e
Fa ny fitia no ataontsika mihoatra e
You make me faly, i'm very good
Ity ilay peratra dia andao tsika hody
You xqvr make me faly, i'm very good
Rahariva ihany dia efa miara-mody e
You make me faly, i'm very good
Malala o! Andao amin'izay tsika hody e
Hmm hmm...
Fa aminao zaho faly e
Aminao zaho love e
Mamy e, ncxm mamy e, mamy e
Lazaiko anao mazava fa
Tiako e, tiako e, tiako e
Alaiko vady ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rak RootsVisites : 2208
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fykelii
Date : 08/03/2025 08:32