Manelaka (Rah-Ckiky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Angalako viavy e! halany e!
Hangalako manangy e! halany e!
Hitadiavako vady! Tsy tiany e!
Ny anabavin’i zandry nariany e!
Notambazako vola fa io tsy mila!
Nomena trano, io tsy mila!
Lehilahy no tiany e! ie! ie!
Vehivavy nariany e! aya! Aya

Vila vila! Vila vila! Vila vila a!a !a

Ref : Izy manelaka e !
Izy kay pelaka e !
Lehilahy no tiany
Vehivavy nariany

Angalako americain(e), halany e!
Nangalako Japonais(e) halany e !
Hitadiavako rastà, tsy tiany e !
Hividianako Dakotà nariany e!
Nanontaniako amin’azy e fa bandy no tiany
Manelaka e no mba feeling
T-shirt Adidas e! nafinatsiny e!
O mama vila vila nigny e !

Vila vila! Vila vila! Vila vila a!a !a

Ref : Izy manelaka e !
Izy kay pelaka e !
Lehilahy no tiany
Vehivavy nariany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rah-Ckiky
Vangy : 3611
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : blahblah
Daty : 30/10/2010 19:52
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2218