MAHATSIARO (RADOKO DE MAJUNGA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Vao nifoha maraina Zaho Tsaiky io ô!
Dia efa iwfe ny anaranao no tsy afaka am_bavako
Tsy nampandry Zaho; Kanto loatra
Ireny Ora mamy niarahako taminao

Hatr@'izao Aho te hiantso mafy ny anaranao
Dradradraiko ho rén'izao tontolo izao

2-Tsaroako foana Aki reo fihetsikao
'ndrindra fa @'iny harivariva mody masoandro iny
Mahatsiaro irery Aho izao lavitra Anao
Ka ny sento sisa no hiampitana any amanao

Hatr@'izao Aho te hihaona mafy tononkira.serasera.org aminao
Satriko ho vumj isan'ora(andro) bzse Aki ny ahita ny endrikao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : RADOKO DE MAJUNGA
Visites : 425
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : louisaime.randriamanantena
Date : 16/11/2024 17:31
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4611