Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAHATSIARO (RADOKO DE MAJUNGA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ospy 1-Vao nifoha tononkira.serasera.org maraina Zaho Tsaiky io ô!
Dia efa ny anaranao no tsy afaka am_bavako
Tsy nampandry Zaho; Kanto loatra
Ireny Ora mamy niarahako taminao
Hatr@'izao Aho te hiantso mafy ny anaranao
Dradradraiko ho rén'izao tontolo izao
2-Tsaroako foana Aki reo fihetsikao
'ndrindra fa @'iny harivariva mody masoandro bhsluo iny
Mahatsiaro irery Aho qmelauo izao lavitra Anao
Ka ny sento sisa no hiampitana any amanao
Hatr@'izao Aho te hihaona mafy aminao
Satriko ho isan'ora(andro) Aki ny ahita ny endrikao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RADOKO DE MAJUNGAVangy : 397
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : louisaime.randriamanantena
Daty : 16/11/2024 17:31