MAHATSIARO (RADOKO DE MAJUNGA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Vao nifoha maraina Zaho Tsaiky io ô!Dia efa ny anaranao no tsy afaka am_bavako
Tsy nampandry Zaho; Kanto loatra
Ireny Ora mamy niarahako taminao
Hatr@'izao Aho te hiantso mafy ny anaranao
Dradradraiko ho rén'izao tontolo izao
2-Tsaroako foana Aki reo fihetsikao
'ndrindra fa @'iny harivariva mody masoandro iny
Mahatsiaro irery Aho izao lavitra Anao
Ka ny sento sisa no hiampitana any amanao
Hatr@'izao Aho te hihaona mafy aminao
Satriko ho isan'ora(andro) Aki ny ahita ny endrikao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RADOKO DE MAJUNGAHits : 25
Likes : 0 Like
Created by : louisaime.randriamanantena
Date : 16/11/2024 17:31