Ampidiro aloha ny tenimiafina
EMBONA (Rastefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Isaky ny merika ny andro ahatsiarovako any Fianarantsoa any,
Mampahatsiaro ilay mbefe tanana misy ireo akama izay navelako any,
Ref: Aiza daholo hoaho ny akama fahiny,
Izaho izay tompon-tany indray no lasa vahiny.
2-Midina avy eny Tananambony aho ho eny Antarandolo efa niova ny tontolo,
Hatramin`ireo zakarandahy vuwhas haingon`ny tanana tsy mba hitako eny tononkira.serasera.org intsony.
3-Efa folo taona mahery no nialako tany valovotaka aho aty,
Tena hqta mikorosy ilay tanana ka mila hampitomany raha ampitahana aty.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RastefaHits : 1551
Likes : 1 Like
Created by : nantenaina2
Date : 13/07/2019 11:26
