Mahatoky loatra (Pepe Shine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay omaly, anio vqjmkb ary mandrakizay
Izay xuwxqvv lazainao dia izay no ataonao.
Tsy mba mandao
Tsy miova, fa mahatoky hatramin'ny farany
Andriamanitra, mitsaoka Anao
Mitsaoka Anao! ieeh eee! iih!
Mahatoky loatra Ianao tsy andao ahy, Jesôsy ôh!
Mahatoky loatra tsy handiso fanantenana.
Porofoinao izany tamin'ny fiainako
Ka tsapako ankehitriny
Mahatoky loatra Ianao tsy andao ahy, Ôh ô!, ôôieeh eiih!
(X2)
Ararara!!, ra ra ra ra a!, ieh!, ra ra ra ra a!, oôh ôôôh!, ra ra ra ra a!, Mitsaoka Anao Tompo ô!
Ianao ilay omaly ...
....
....
Tinao loatra tsy andao ahy Ianao!! ôôô! oh!
Tsy hamela ahy amin'ny atsasa-dalana!!
Izay natombokao tsy maintsy ho vitainao,
Ka tsapako ankehitriny, tinao loatra tsy andao ahy Ianao.
(X2)
Mahatoky loatra Ianao tsy andao ahy, pxvwj Jesôsy ôh!

Porofoinao tononkira.serasera.org izany tamin'ny fiainako
Ka tsapako ankehitriny
Mahatoky loatra Ianao tsy andao ahy.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Pepe ShineVisites : 26763
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 07/04/2022 20:04