Mahatoky loatra (Pepe Shine)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay omaly, anio ary mandrakizay
Izay lazainao dia izay tononkira.serasera.org no ataonao.
Tsy mba mandao
Tsy miova, fa mahatoky hatramin'ny farany
Andriamanitra, mitsaoka Anao
Mitsaoka Anao! ieeh eee! iih!
Mahatoky loatra Ianao tsy qqnh andao ahy, Jesôsy ôh!
Mahatoky loatra tsy handiso fanantenana.
Porofoinao izany tamin'ny fiainako
Ka tsapako ankehitriny
Mahatoky loatra Ianao tsy andao ahy, Ôh ô!, ôôieeh eiih!
(X2)
Ararara!!, ra ra ra ra a!, ieh!, ra ra ra ra a!, oôh ôôôh!, ra ra ra ra a!, Mitsaoka Anao Tompo ô!
Ianao ilay omaly ...
....
....
Tinao loatra tsy andao ahy msenyjt Ianao!! ôôô! oh!
Tsy hamela ahy amin'ny atsasa-dalana!!
Izay natombokao tsy maintsy ho vitainao,
Ka tsapako ankehitriny, tinao loatra tsy andao ahy Ianao.
(X2)
Mahatoky loatra Ianao tsy andao ahy, Jesôsy ôh!

Mahatoky loatra Ianao tsy andao ahy.
Izay dfatc natombokao tsy maintsy ho vitainao,

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Pepe ShineHits : 26091
Likes : 2 Like
Created by : christophe17
Date : 07/04/2022 20:04