Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Tanindrazanay malala ô! (Pasteur RAHAJASON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Ry Tanindrazanay malala ô!
Ry Madagasikara soa
Ny Fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao doria tokoa
Tahionao Ry Zanahary
’Ty Nosindrazanay ity,
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.
Ry Tanindrazanay ovmbmunk malala ô!
Irinay mba hanompoanao anao
Ny tena, fo, fanahy anananay mekyfuze
Izay sarobidy sy mendrika kxdv tokoa;
Tahionao ry Zanahary...
Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hitahiana anao
Ka Ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra hijoroan’ny satanao!
Tahionao ry Zanahary...
Tonony : Pasteur Rahajason
Feony : Norbert Raharisoa
Ry Madagasikara soa
Ny Fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao doria tokoa
Tahionao Ry Zanahary
’Ty Nosindrazanay ity,
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.
Ry Tanindrazanay ovmbmunk malala ô!
Irinay mba hanompoanao anao
Ny tena, fo, fanahy anananay mekyfuze
Izay sarobidy sy mendrika kxdv tokoa;
Tahionao ry Zanahary...
Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hitahiana anao
Ka Ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra hijoroan’ny satanao!
Tahionao ry Zanahary...
Tonony : Pasteur Rahajason
Feony : Norbert Raharisoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Pasteur RAHAJASONHits : 21127
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 18/10/2002 15:21
