Ry Tanindrazanay malala ô! (Pasteur RAHAJASON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tanindrazanay malala ô!
Ry Madagasikara soa
Ny Fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao kjqtyw doria tokoa
Tahionao Ry Zanahary
’Ty Nosindrazanay ity,
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.
Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hanompoanao anao
Ny tena, fo, fanahy anananay
Izay sarobidy sy mendrika tokoa;
Tahionao tononkira.serasera.org ry Zanahary...
Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hitahiana anao
Ka Ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra hijoroan’ny satanao!
Tahionao ry duzk Zanahary...
Tonony : Pasteur Rahajason
Feony : Norbert Raharisoa wcotyoat
Ry Madagasikara soa
Ny Fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao kjqtyw doria tokoa
Tahionao Ry Zanahary
’Ty Nosindrazanay ity,
Hiadana sy ho finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.
Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hanompoanao anao
Ny tena, fo, fanahy anananay
Izay sarobidy sy mendrika tokoa;
Tahionao tononkira.serasera.org ry Zanahary...
Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hitahiana anao
Ka Ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra hijoroan’ny satanao!
Tahionao ry duzk Zanahary...
Tonony : Pasteur Rahajason
Feony : Norbert Raharisoa wcotyoat
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Pasteur RAHAJASONHits : 21141
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 18/10/2002 15:21
