Ry Tanindrazanay malala ô! (Pasteur RAHAJASON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tanindrazanay ojselz malala ô!
Ry yoqxg Madagasikara soa
Ny Fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao doria tokoa
Tahionao Ry Zanahary
’Ty Nosindrazanay ity,
Hiadana sy ho tononkira.serasera.org finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.
Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hanompoanao anao pftzf
Ny tena, fo, fanahy anananay
Izay sarobidy sy mendrika tokoa;
Tahionao ry Zanahary...
Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hitahiana anao
Ka Ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra hijoroan’ny satanao!
Tahionao ry Zanahary...
Tonony : Pasteur Rahajason
Feony : Norbert Raharisoa
Ry yoqxg Madagasikara soa
Ny Fitiavanay anao tsy miala,
Fa ho anao doria tokoa
Tahionao Ry Zanahary
’Ty Nosindrazanay ity,
Hiadana sy ho tononkira.serasera.org finaritra
He! Sambatra tokoa izahay.
Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hanompoanao anao pftzf
Ny tena, fo, fanahy anananay
Izay sarobidy sy mendrika tokoa;
Tahionao ry Zanahary...
Ry Tanindrazanay malala ô!
Irinay mba hitahiana anao
Ka Ilay Nahary izao tontolo izao
No fototra hijoroan’ny satanao!
Tahionao ry Zanahary...
Tonony : Pasteur Rahajason
Feony : Norbert Raharisoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Pasteur RAHAJASONVangy : 20840
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/10/2002 15:21
