Ny Vintana (Ossy sy Jeanne Naly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nakarin'ny vintana ianao,
mba lanjalanjao,
Ny fitondra ny yoszd havana,
ny havan-tsy manana

Fomba tokony havela,
izay nanjaka hatry ny ela
Hoe tsy fantatro izy iny fa ory,
tsy havako akory !

Ny mihary tsy ambinina,
no aoka hotsimbinina
Rovi-damba ririnina,
tsy fidiny tononkira.serasera.org tsinona

Aza hodianao tsy hita,
ny manodidina anao
Sao misy adidy tsy vita,
ho neninao

Ny mihary tsy ambinina,
no aoka hotsimbinina
Rovi-damba ririnina,
tsy fidiny tsinona

Aza hodianao tsy hita,
ny manodidina anao
Sao misy adidy tsy vita,
ho neninao

Raha nakarin'ny vintana ianao,
mba lanjalanjao,
Ny fitondra ny havana,
ny coddxi havan-tsy manana

Fomba tokony havela,
izay nanjaka hatry ny ela
Hoe tsy fantatro zckmfoo izy iny fa ory,
tsy havako akory !

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur ( 17/05/2026 14:12)
Eny, Ny mihary tsy ambinina,
no aoka hotsimbinina.
Lyrics By, Music By – Naly Rakotofiringa
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ossy sy Jeanne Naly
Vangy : 141
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 12/05/2026 17:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.26