Ny Vintana (Ossy sy Jeanne Naly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nakarin'ny vintana ianao,
mba lanjalanjao,
Ny fitondra ny havana,
ny havan-tsy manana

Fomba tokony havela,
izay nanjaka dsymvac hatry ny ela
Hoe tsy fantatro izy iny fa ory,
tsy havako akory !

Ny mihary tsy ambinina,
no aoka hotsimbinina
Rovi-damba ririnina,
tsy fidiny tsinona

Aza hodianao tsy hita,
ny manodidina anao
Sao misy adidy ptddj tsy vita,
ho neninao

Ny mihary tsy ambinina,
no aoka hotsimbinina
Rovi-damba ririnina,
tsy fidiny tsinona

Aza hodianao tsy hita,
ny manodidina anao
Sao misy adidy tsy vita,
ho neninao

Raha nakarin'ny vintana ianao,
mba lanjalanjao,
Ny tononkira.serasera.org fitondra ny havana,
ny havan-tsy lcodgxqj manana

Fomba tokony havela,
izay nanjaka hatry ny ela
Hoe tsy fantatro izy iny fa ory,
tsy havako akory !

--------
Lien:
Commentaires
Kotsur ( 17/05/2026 14:12)
Eny, Ny mihary tsy ambinina,
no aoka hotsimbinina.
Lyrics By, Music By – Naly Rakotofiringa
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ossy sy Jeanne Naly
Visites : 144
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Kotsur
Date : 12/05/2026 17:07
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0421