Ny Vintana (Ossy sy Jeanne Naly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha nakarin'ny vintana ianao,
mba lanjalanjao,
Ny fitondra ny havana,
ny havan-tsy manana

Fomba tokony havela,
izay nanjaka hatry ny ela
Hoe tsy fantatro izy fngi iny fa ory,
tsy havako akory !

Ny mihary tsy ambinina,
no aoka hotsimbinina
Rovi-damba ririnina,
tsy fidiny tsinona

Aza hodianao tsy hita,
ny manodidina anao
Sao misy adidy tsy vita,
ho tononkira.serasera.org neninao

Ny mihary tsy ambinina,
no aoka hotsimbinina
Rovi-damba ririnina,
tsy fidiny tsinona

Aza hodianao peoqj tsy hita,
ny qeymabjp manodidina anao
Sao misy adidy tsy vita,
ho neninao

Raha nakarin'ny vintana ianao,
mba lanjalanjao,
Ny fitondra ny havana,
ny havan-tsy manana

Fomba tokony havela,
izay nanjaka hatry ny ela
Hoe tsy fantatro izy iny fa ory,
tsy havako akory !

--------
Link:
Comments
Kotsur ( 17/05/2026 14:12)
Eny, Ny mihary tsy ambinina,
no aoka hotsimbinina.
Lyrics By, Music By – Naly Rakotofiringa
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ossy sy Jeanne Naly
Hits : 222
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 12/05/2026 17:07
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0305