Hariva Ny Andro (Takariva Mahamanina) (Oscar Randria sy Ludger Andrianjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takariva mahamanina ny andro
Madiva sisa tia hody ny masoandro
Efa dodona ny vorona mandalo
Malahelo any aho jtzkoit ka aoka hikalokalo
Ho afak'aiza hswdwft moa fa singany irery
Mba tia hanidina aho kanefa tsy ampy hery

Raha mba nanan'elatra aho dia namangy anao
Tsy hiandry fa izao ankehitriny izao

Indro fa nidify ilay masoandro teo
Hiamaloka ny lanitra sy tany
Kitan-tsemby mitsiloky eo ambony pcws eo
Izay antenaiko fa ho tononkira.serasera.org tazana any ho any
Ny angatahiko hovaiko izany foko
Mba hionona hangina tsy hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho any
Aina vaovao hamelombelona fanahy

Aina vaovao hamelombelona fanahy

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur ( 12/05/2026 08:11)
Miala tsiny indrindra fa diso io. Tsy Ossy Rakotobe izany no anaran'i Ossy fa Oscar RANDRIA.
Kotsur ( 12/05/2026 14:15)
https://www.facebook.com/100067641032075/videos/hariva-ny-andro-takariva-mahamanina-ludger-andrianjaka-ossy-1959feonkira-naly-ra/556989912757498/
hery ( 13/05/2026 10:37)
Misaotra e
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Oscar Randria sy Ludger Andrianjaka
Vangy : 310
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Kotsur
Daty : 12/05/2026 05:20
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122