Hariva Ny Andro (Takariva Mahamanina) (Oscar Randria sy Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Takariva mahamanina ny andro
Madiva sisa tia hody ny masoandro
Efa dodona ny vorona mandalo
Malahelo any aho ka aoka hikalokalo
Ho afak'aiza moa fa singany irery
Mba tia hanidina aho kanefa tsy ampy hery
Raha mba nanan'elatra zztjihrx aho dia namangy anao
Tsy tononkira.serasera.org hiandry fa izao ankehitriny zjhefi izao
Indro fa nidify ilay masoandro teo
Hiamaloka ny lanitra sy tany
Kitan-tsemby mitsiloky eo ambony eo
Izay antenaiko fa ho tazana udacu any ho any
Ny angatahiko hovaiko izany foko
Mba hionona hangina tsy hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho any
Aina vaovao hamelombelona fanahy
Aina vaovao hamelombelona fanahy
Madiva sisa tia hody ny masoandro
Efa dodona ny vorona mandalo
Malahelo any aho ka aoka hikalokalo
Ho afak'aiza moa fa singany irery
Mba tia hanidina aho kanefa tsy ampy hery
Raha mba nanan'elatra zztjihrx aho dia namangy anao
Tsy tononkira.serasera.org hiandry fa izao ankehitriny zjhefi izao
Indro fa nidify ilay masoandro teo
Hiamaloka ny lanitra sy tany
Kitan-tsemby mitsiloky eo ambony eo
Izay antenaiko fa ho tazana udacu any ho any
Ny angatahiko hovaiko izany foko
Mba hionona hangina tsy hitoloko
Mbola ho avy ny maraina hitondra ho any
Aina vaovao hamelombelona fanahy
Aina vaovao hamelombelona fanahy
--------
Link:
Comments
Kotsur
(
12/05/2026 08:11)
Miala tsiny indrindra fa diso io. Tsy Ossy Rakotobe izany no anaran'i Ossy fa Oscar RANDRIA.
Kotsur
(
12/05/2026 14:15)
https://www.facebook.com/100067641032075/videos/hariva-ny-andro-takariva-mahamanina-ludger-andrianjaka-ossy-1959feonkira-naly-ra/556989912757498/
Kotsur
(
12/05/2026 14:22)
hery
(
13/05/2026 10:37)
Misaotra e
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Oscar Randria sy Ludger AndrianjakaHits : 315
Likes : 0 Like
Created by : Kotsur
Date : 12/05/2026 05:20
